Numbers 10:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpisorona, zanak’i Arona, no hitsoka ny trompetra. Ho lalàna maharitra ho anareo hatramin’ny taranakareo fara aman-dimby izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo mpisorona zanak’i Aarôna, no hitsoka ny trômpetra; lalàna ho anareo sy ny taranakareo hatrany hatrany izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ireo mpisorona taranak’i Aharôna ihany no hitsoka ny trômpetra; lalàna raikitra ho anareo sy ny taranakareo izany.
Malagasy Bible 1865
Ary ireo mpisorona, zanak'i Arona, no hitsoka ny trompetra; dia ho lalàna mandrakizay ho anareo hatramin'ny taranakareo fara mandimby izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpisorona, zanak’i Arona, no hitsoka ny trompetra. Ho lalàna maharitra ho anareo hatramin’ny taranakareo fara aman-dimby izany.
malagasy
Ary ireo mpisorona, zanak'i Arona, no hitsoka ny trompetra; dia ho lalàna mandrakizay ho anareo hatramin'ny taranakareo fara mandimby izany.