Numbers 11:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho va no torontoronina an’ity firenena iray manontolo ity? Ary izaho va no niteraka azy no ilazanao hoe: Trotroinao izy, tahaka ny lehilahy mpitaiza mitondra zaza minono, ho any amin’ny tany izay nianiananao tamin’ny razany homena azy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho va no torontoronina an’ity vahoaka rehetra ity, ary izaho va no niteraka azy, no dia izaho no ilazanao hoe: Trotroinao izy, toy ny itondran’ny ray mpitaiza ny zaza minono, ho any amin’ny tany izay nianiananao tamin’ny razany homena azy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa ve izaho no torontoronina an’ireo vahoaka rehetra ireo! Sa izaho ve no niteraka azy no ilazanao hoe: «Trotroy eo an-tratranao toy ny fitrotron’ny mpitaiza zaza izy, mandra-pahatonga azy any amin’ny tany izay nianianako tamin’ny razany fa homena azy».
Malagasy Bible 1865
Izaho va no torontoronina an'ity firenena rehetra ity? ary izaho va no niteraka azy, no ilazanao hoe: Trotroinao izy, tahaka ny ray mpitaiza mitondra ny zaza minono, ho any amin'ny tany izay nianiananao tamin'ny razany homena azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho va no torontoronina an’ity firenena iray manontolo ity? Ary izaho va no niteraka azy no ilazanao hoe: Trotroinao izy, tahaka ny lehilahy mpitaiza mitondra zaza minono, ho any amin’ny tany izay nianiananao tamin’ny razany homena azy!
malagasy