Numbers 11:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy zakako izaho irery ny mitondra ity firenena iray manontolo ity, fa mavesatra amiko loatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy zakako izaho irery izao vahoaka rehetra izao, fa mavesatra amiko loatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy zakako samirery ireo vahoaka rehetra ireo fa mavesatra loatra amiko.
Malagasy Bible 1865
Tsy zakako izaho irery ny mitondra ity firenena rehetra ity, fa mavesatra amiko loatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy zakako izaho irery ny mitondra ity firenena iray manontolo ity, fa mavesatra amiko loatra.
malagasy
Tsy zakako izaho irery ny mitondra ity firenena rehetra ity, fa mavesatra amiko loatra.