Numbers 11:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy indray andro no hihinananareo na indroa andro, na hadimiana, na hafoloana, na roapolo andro aza,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy andro iray, na roa, na dimy, na folo, na roapolo no hihinananareo izany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy andro iray na roa na koa andro dimy na folo na roapolo aza no hihinananareo izany,
Malagasy Bible 1865
Tsy indray andro no hihinananareo na indroa andro, na hadimiana, na hafoloana, na roa-polo andro aza,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy indray andro no hihinananareo na indroa andro, na hadimiana, na hafoloana, na roapolo andro aza,
malagasy
Tsy indray andro no hihinananareo na indroa andro, na hadimiana, na hafoloana, na roa-polo andro aza,