Numbers 11:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitaraina tamin’i Mosesy ny olona. Ary nifona tamin’NY TOMPO i Mosesy dia maty ny afo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nibabababa tamin’i Môizy ny vahoaka, ary i Môizy nifona tamin’i Iaveh, ary maty ny afo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitalaho sy nikiakiaka tamin’i Mosesy ny vahoaka; koa nifona tamin’ny TOMPO i Mosesy, dia maty ny afo.
Malagasy Bible 1865
Dia nitaraina tamin'i Mosesy ny olona; ary Mosesy nifona tamin'i Jehovah, dia maty ny afo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitaraina tamin’i Mosesy ny olona. Ary nifona tamin’NY TOMPO i Mosesy dia maty ny afo.
malagasy
Dia nitaraina tamin'i Mosesy ny olona; ary Mosesy nifona tamin'i Jehovah, dia maty ny afo.