Numbers 11:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa hatramin’ny iray volana mipaka, dia mandra-pivoakany amin’ny vavoronareo ka hamparikoriko anareo; satria nolavinareo NY TOMPO izay eo afovoanareo ka nitomany teo anatrehany ianareo hoe: Nahoana re no nivoaka tany Ejipta izahay?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa hatramin’ny iray volana maninjitra, dia mandra-pivoakany amin’ny vavoronareo, sy hampaharikoriko anareo; satria ianareo efa nitsipaka an’i Iaveh izay eo afovoanareo, sy nitomany teo anatrehany nanao hoe: Naninona re no nivoaka tany Ejipta foana izahay?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa iray volana maninjitra manda-pahafeno hatreny am-bavoronareo ka hampaharikoriko anareo. Ho sazinareo izany noho ny nandavanareo ny TOMPO Izay eo aminareo sy ny nitomanianareo teo anatrehany hoe: ‹Nahoana re no niala tany Ejipta izahay?› »
Malagasy Bible 1865
fa hatramin'ny iray volana mipaka, dia mandra-pivoakany amin'ny vavoronareo ka haharikoriko anareo; satria nolavinareo Jehovah, Izay eo aminareo, ka nitomany teo anatrehany ianareo nanao hoe: Nahoana re no nivoaka avy tany Egypta izahay?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa hatramin’ny iray volana mipaka, dia mandra-pivoakany amin’ny vavoronareo ka hamparikoriko anareo; satria nolavinareo NY TOMPO izay eo afovoanareo ka nitomany teo anatrehany ianareo hoe: Nahoana re no nivoaka tany Ejipta izahay?
malagasy