Numbers 11:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hamonoana ondry aman’osy sy omby hahavoky azy va, sa ny hazandrano rehetra ao amin’ny ranomasina no hangonina hahavoky azy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny omby aman’ondry va no hovonoina ho azy ireo, mba ho ampy ho azy sa ny hazan-drano rehetra any an-dranomasina no hangonina, mba ho ampy ho azy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa na dia ny ondry aman’osy ary ny ombiny rehetra aza no hovonoina ho azy ireo, dia tsy ho ampy azy izany. Na ny trondro rehetra any an-dranomasina aza no haratoina ho azy ireo, dia mbola tsy ho ampy azy koa.
Malagasy Bible 1865
Moa ondry aman'osy sy omby va no hovonoina ho azy hahavoky azy? sa ny hazandrano rehetra ao amin'ny ranomasina no hangonina ho azy hahavoky azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hamonoana ondry aman’osy sy omby hahavoky azy va, sa ny hazandrano rehetra ao amin’ny ranomasina no hangonina hahavoky azy?
malagasy
Moa ondry aman'osy sy omby va no hovonoina ho azy hahavoky azy? sa ny hazandrano rehetra ao amin'ny ranomasina no hangonina ho azy hahavoky azy?