Numbers 11:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Nihafohy va ny tanan’NY TOMPO? Ankehitriny dia ho hitanao na ho tanteraka ny teniko na tsia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny navalin’i Iaveh an’i Môizy: «Fohy loatra va ny tanan’i Iaveh? Ho hitanao izao na ho tanteraka aminao na tsia izay voalazako.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy: –Ary ny heriko, moa mba misy fetrany va? Ho hitanao izao ankehitriny izao na ho tanteraka aminao ny teniko na tsia.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Nihafohy va ny tànan'i Jehovah? ankehitriny dia ho hitanao na ho tanteraka aminao ny teniko, na tsia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Nihafohy va ny tanan’NY TOMPO? Ankehitriny dia ho hitanao na ho tanteraka ny teniko na tsia.
malagasy
Dia hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Nihafohy va ny tànan'i Jehovah? ankehitriny dia ho hitanao na ho tanteraka aminao ny teniko, na tsia.