Numbers 11:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy zatovo nihazakazaka dia nilaza tamin’i Mosesy hoe: Maminany i Eldada sy i Medada etsy an-toby.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nihazakazaka nilaza izany tamin’i Môizy ny zazalahy anankiray, nanao hoe: «Maminany atsy an-toby i Eldada sy i Medada.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nihazakazaka nampandre an’i Mosesy ny tovolahy iray ka nanao hoe: –Maminany ao an-toby i Eldada sy i Medada.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy zatovo nihazakazaka, dia nilaza tamin'i Mosesy ka nanao hoe: Eldada sy Medada maminany etsy an-toby.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy zatovo nihazakazaka dia nilaza tamin’i Mosesy hoe: Maminany i Eldada sy i Medada etsy an-toby.
malagasy
Ary nisy zatovo nihazakazaka, dia nilaza tamin'i Mosesy ka nanao hoe: Eldada sy Medada maminany etsy an-toby.