Numbers 11:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Josoa, zanak’i Nona, izay nanompo an’i Mosesy hatramin’ny fahatanorany: Ry Mosesy, tompoko, rarao izy roa lahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niteny niaraka tamin’izay i Jôsoe, zanak’i Nona, mpanompon’i Môizy hatry ny fony tanora, ka nanao hoe: «Ry Môizy tompoko ô, rarao izy roa lahy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia loa-bolana i Josoa, zanakalahin’i Nona sady mpanompon’i Mosesy hatramin’ny fahatanorany, ka nanao hoe: –Ry Mosesy tompoko, mba rarao re izy roa lahy.
Malagasy Bible 1865
Dia namaly Josoa, zanak'i Nona, izay nanompo an'i Mosesy hatry ny fony tanora, ka nanao hoe: Ry Mosesy, tompoko, rarao izy roa lahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Josoa, zanak’i Nona, izay nanompo an’i Mosesy hatramin’ny fahatanorany: Ry Mosesy, tompoko, rarao izy roa lahy.
malagasy
Dia namaly Josoa, zanak'i Nona, izay nanompo an'i Mosesy hatry ny fony tanora, ka nanao hoe: Ry Mosesy, tompoko, rarao izy roa lahy.