Numbers 11:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny anaran’izany toerana izany dia nataony hoe Tabera satria nandoro azy ny afon’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho ny afon’i Iaveh nirehitra tamin’izy ireo, dia nomena anarana hoe Tabeerà io fitoerana io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny anaran’izany toerana izany dia natao hoe Tabiherà na Fandoroana, satria teo ny Israelita no voadoron’ny afon’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary ny anaran'izany tany izany dia nataony hoe Tabera, satria nandoro azy ny afon'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny anaran’izany toerana izany dia nataony hoe Tabera satria nandoro azy ny afon’NY TOMPO.
malagasy
Ary ny anaran'izany tany izany dia nataony hoe Tabera, satria nandoro azy ny afon'i Jehovah.