Numbers 11:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nisintona nankeo an-toby i Mosesy sy ireo loholon’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nihataka nankeo an-toby i Môizy sy ny loholon’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niverina nankao an-toby indray i Mosesy sy ireto loholona.
Malagasy Bible 1865
Dia nankeo an-toby Mosesy sy ny loholon'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nisintona nankeo an-toby i Mosesy sy ireo loholon’ny Israely.
malagasy
Dia nankeo an-toby Mosesy sy ny loholon'ny Isiraely.