Numbers 11:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitsangana ny olona nandritra izany andro izany sy nandritra ny alina sy ny ampitson’iny koa ary nanangona ny papelika; izay kely fanangona no nahazo folo homera; ary nahahiny nanodidina ny toby ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitsangana ny vahoaka ary nandritra izany andro izany, sy nandritra ny alina, ary ampitso tontolo andro, dia nanangona ny papelika; izay kely fanangona no nahazo folo gômôra, ary nahahiny izany manodidina ny toby mba ho azy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitsangana tontolo andro sy tontolo alina ary koa ny ampitso tontolo ny vahoaka mba hanangona papelika; ary izay nahangona kely indrindra no nanana aman-taonina. Dia nahahiny ho maina manodidina ny toby ireny.
Malagasy Bible 1865
Dia nitsangana ny olona nandritra izany andro izany sy nandritra ny alina sy ny ampitson'iny koa ka nanangona ny papelika; ary izay kely fanangona no folo homera; ary nahahiny ho maina ireny manodidina ny toby.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitsangana ny olona nandritra izany andro izany sy nandritra ny alina sy ny ampitson’iny koa ary nanangona ny papelika; izay kely fanangona no nahazo folo homera; ary nahahiny nanodidina ny toby ireny.
malagasy