Numbers 11:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha mbola teo am-bavany ny hena ka tsy mbola lany dia nirehitra tamin’ny olona ny fahatezeran’NY TOMPO ary namely ny olona tamin’ny kapoka mafy indrindra Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo raha mbola teo am-bavany ny hena, fa mbola tsy lany akory, dia nirehitra tamin’ny vahoaka ny fahatezeran’i Iaveh, ka nasian’i Iaveh tamin’ny loza mafy indrindra ny vahoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha mbola tsy voatsako tao am-bavany akory ny hena, dia nirehi-pahatezerana tamin’ny vahoaka ny TOMPO, ka namely azy tamin’ny areti-mandringana.
Malagasy Bible 1865
Fa raha mbola teo am-bavany ny hena ka tsy mbola lany, dia nirehitra tamin'ny olona ny fahatezeran'i Jehovah, ary namely ny olony tamin'ny kapoka mafy indrindra Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha mbola teo am-bavany ny hena ka tsy mbola lany dia nirehitra tamin’ny olona ny fahatezeran’NY TOMPO ary namely ny olona tamin’ny kapoka mafy indrindra Izy.
malagasy
Fa raha mbola teo am-bavany ny hena ka tsy mbola lany, dia nirehitra tamin'ny olona ny fahatezeran'i Jehovah, ary namely ny olony tamin'ny kapoka mafy indrindra Izy.