Numbers 11:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny anaran’izany toerana izany dia nataony hoe Kibrota-Hatava na Ireo fasam-pitsiriritana satria teo no nandevenana ny olona izay matim-pitsiriritana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nomena anarana hoe Kibrôta-Hataavà izany fitoerana izany, fa tao no nandevenana ny vahoaka izay nirehitry ny fahalianan-kanina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia natao hoe Kibrôty-Taavà na hoe Fasan’ny Fahalian-kanina ny anaran’izany toerana izany, satria teo no nandevenana ireo olona lian-kena.
Malagasy Bible 1865
Ary ny anaran'izany tany izany nataony hoe: Kibrota-hatava, satria teo no nandevenana ny olona izay liana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny anaran’izany toerana izany dia nataony hoe Kibrota-Hatava na Ireo fasam-pitsiriritana satria teo no nandevenana ny olona izay matim-pitsiriritana.
malagasy
Ary ny anaran'izany tany izany nataony hoe: Kibrota-hatava, satria teo no nandevenana ny olona izay liana.Ary niala tao Kibrota-hatava ny olona ka nifindra nankany Hazerota; dia nitoetra tany Hazerota izy.