Numbers 11:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niala tao Kibrota-Hatava ny olona ka nifindra nankany Hazerota; dia niato tao Hazerota izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niainga avy tao Kibrôta-Hataavà ny vahoaka ho any Hazerôta, dia nijanona tao Hazerôta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niala tao Kibrôty-Taavà ny Israelita ka nankany Hatserôta ary nitoby tao.
Malagasy Bible 1865
Ary niala tao Kibrota-hatava ny olona ka nifindra nankany Hazerota; dia nitoetra tany Hazerota izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niala tao Kibrota-Hatava ny olona ka nifindra nankany Hazerota; dia niato tao Hazerota izy ireo.
malagasy
Ary niala tao Kibrota-hatava ny olona ka nifindra nankany Hazerota; dia nitoetra tany Hazerota izy.