Numbers 11:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsaroanay ny hazandrano izay nohaninay maimaimpoana tany Ejipta mbamin’ny voatango, ny tongolo ravina, ny tongolo ejipta sy ny tongolo lay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsaroanay izany hazandrano, nohaninay maimaim-poana tany Ejipta, ny voatango, ny voanketsihetsy, ny tongolobe sy ny tongolon-kova.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsaroanay ny trondro nohanina maimaimpoana tany Ejipta, ny voatango, ny voanketsihetsy, ny tongolobe, ny tongolo isan-karazany.
Malagasy Bible 1865
Tsaroanay ny hazandrano izay nohaninay, maimaim-poana tany Egypta mbamin'ny voatango sy tongolo samy hafa karazana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsaroanay ny hazandrano izay nohaninay maimaimpoana tany Ejipta mbamin’ny voatango, ny tongolo ravina, ny tongolo ejipta sy ny tongolo lay.
malagasy
Tsaroanay ny hazandrano izay nohaninay, maimaim-poana tany Egypta mbamin'ny voatango sy tongolo samy hafa karazana.