Numbers 11:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao anefa dia maina ny tendanay: Tsy misy na inona na inona hitanay afa-tsy ny mana ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao kosa maina ny aina; tsy misy na inona na inona intsony; tsy mahita afa-tsy ny mana ny masonay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao anefa maina ny tenda; tsy misy na inona na inona mba hitanay afa-tsy ny mana ihany!»
Malagasy Bible 1865
Fa izao dia maina ny ainay: tsy misy na inona na inona eto imasonay afa-tsy ny mana ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao anefa dia maina ny tendanay: Tsy misy na inona na inona hitanay afa-tsy ny mana ihany.
malagasy
Fa izao dia maina ny ainay: tsy misy na inona na inona eto imasonay afa-tsy ny mana ihany.