Numbers 11:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mana dia toy ny voan’ny koriandira ny fijery azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitovy amin’ny voan-koriandao ny mana, toy ny bdeliôma ny tarehiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mana dia mitovy amin’ny voan-drafy sady miloko mavofotsy tahaka ny bideliôma.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mana dia toy ny voan-drafy, ary ny tarehiny dia tahaka ny tarehin'ny bedola.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mana dia toy ny voan’ny koriandira ny fijery azy.
malagasy
Ary ny mana dia toy ny voan-drafy, ary ny tarehiny dia tahaka ny tarehin'ny bedola.