Numbers 11:9 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nilatsaka tamin’ny toby ny ando tamin’ny alina dia nilatsaka taminy koa ny mana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny alina filatsahan’ny ando amin’ny toby, no nilatsahan’ny mana ao koa.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nilatsaka tamin'ny toby ny ando nony alina, dia nilatsaka koa niaraka taminy ny mana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nilatsaka tamin’ny toby ny ando tamin’ny alina dia nilatsaka taminy koa ny mana.
malagasy
Ary raha nilatsaka tamin'ny toby ny ando nony alina, dia nilatsaka koa niaraka taminy ny mana.