Numbers 12:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Miriama sy i Arona dia niteny nanome tsiny an’i Mosesy noho ny vehivavy kosita izay nampakariny; fa efa nampakatra vehivavy kosita izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Maria mbamin’i Aarôna nanome tsiny an’i Môizy noho ny amin’ny vehivavy Kosita izay efa nalainy ho vady, fa nanambady vehivavy kosita izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanome tsiny an’i Mosesy i Miriama sy i Aharôna noho ny nanambadiany vehivavy kosita, fa nampakatra vehivavy kosita tokoa izy.
Malagasy Bible 1865
Ary Miriama sy Arona niteny nanome tsiny an'i Mosesy noho ny vehivavy Kosita izay efa nampakariny; fa efa nampakatra vehivavy Kosita izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Miriama sy i Arona dia niteny nanome tsiny an’i Mosesy noho ny vehivavy kosita izay nampakariny; fa efa nampakatra vehivavy kosita izy.
malagasy
[Ny nanomezan'i Miriama sy Arona tsiny an'i Mosesy, sy ny nataon'Andriamanitra tamin'izany] Ary Miriama sy Arona niteny nanome tsiny an'i Mosesy noho ny vehivavy Kosita izay efa nampakariny; fa efa nampakatra vehivavy Kosita izy.