Numbers 12:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Arona tamin’i Mosesy: Indrisy, tompoko, mifona aminao re, aza atao ho helokay ny nanaovanay hadalana sy ny nanotanay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Aarôna tamin’i Môizy: «Aoka re, tompoko, mba tsy hatsindrinao anay izany fahotana nataonay tamin-kadalana sy mahameloka anay izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy i Aharôna tamin’i Mosesy: –Meloka izahay, tompoko, koa aoka re tsy havalinao aminay izany toetran’adala amam-pahotanay izany!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Arona tamin'i Mosesy: Indrisy, tompoko, masìna ianao, aza atao ho helokay ny nanaovanay adaladala sy ny nanotanay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Arona tamin’i Mosesy: Indrisy, tompoko, mifona aminao re, aza atao ho helokay ny nanaovanay hadalana sy ny nanotanay.
malagasy
Ary hoy Arona tamin'i Mosesy: Indrisy, tompoko, masìna ianao, aza atao ho helokay ny nanaovanay adaladala sy ny nanotanay.