Numbers 12:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Raha nandrora tamin’ny tavany ny rainy, moa tsy ho afa-baraka hafitoana va izy? Koa atokana any ivelan’ny toby mandritra ny hafitoana izy, ary rehefa afaka izany, izay vao hiverina indray izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Iaveh tamin’i Môizy: «Raha nororan-drainy ny tavany, moa tsy ho menatra hafitoana va izy? Mitokàna any ivelan’ny toby izy hafitoana, fa rehefa afaka izany vao horaisina ao indray.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy: –Raha nororan-drainy ny tavany, moa tsy ho menatra herinandro va izy? Avaho mandritra ny fito andro any ivelan’ny toby izy. Fa aorian’izany izy vao afaka miditra ao indray.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Raha nandrora tamin'ny tavany rainy, moa tsy ho menatra hafitoana va izy? koa atokàny any ivelan'ny toby hafitoana izy, ary rehefa afaka izany, dia ampidiro indray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Dia hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Raha nandrora tamin'ny tavany rainy, moa tsy ho menatra hafitoana va izy? koa atokàny any ivelan'ny toby hafitoana izy, ary rehefa afaka izany, dia ampidiro indray.