Numbers 12:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia natokana tany ivelan’ny toby hafitoana i Miriama; ary tsy niainga ny olona raha tsy efa tafaverina i Miriama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Natokana hafitoana tany ivelan’ny toby i Maria, ary tsy niainga ny vahoaka raha tsy efa voaray indray i Maria.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia navahana tany ivelan’ny toby nandritra ny herinandro i Miriama, ary tsy niainga ny Israelita, raha tsy efa nandray ny toerany indray izy.
Malagasy Bible 1865
Dia natokana tany ivelan'ny toby hafitoana Miriama; ary ny olona tsy niainga, raha tsy efa nampidirina Miriama.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia natokana tany ivelan’ny toby hafitoana i Miriama; ary tsy niainga ny olona raha tsy efa tafaverina i Miriama.
malagasy
Dia natokana tany ivelan'ny toby hafitoana Miriama; ary ny olona tsy niainga, raha tsy efa nampidirina Miriama.Ary rehefa afaka izany, dia niainga niala tany Hazerota ny olona ka nitoby tany an-efitra Parana.