Numbers 12:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy izy mianadahy: Moa i Mosesy ihany va no nitenenan’NY TOMPO fa tsy izahay koa mba nitenenany? Dia ren’NY TOMPO izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy izy ireo: «Moa dia amin’ny alalan’i Môizy ihany va no nitenenan’i Iaveh? Moa tsy efa niteny tamin’ny alalanay va izy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy izy mianadahy hoe: –I Mosesy ihany ve no nitenenan’ny TOMPO, fa tsy izahay koa? Dia ren’ny TOMPO izany.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy mianadahy: Moa Mosesy ihany va no efa nitenenan'i Jehovah? tsy izahay koa va no nitenenany? Dia ren'i Jehovah izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy izy mianadahy: Moa i Mosesy ihany va no nitenenan’NY TOMPO fa tsy izahay koa mba nitenenany? Dia ren’NY TOMPO izany.
malagasy
Dia hoy izy mianadahy: Moa Mosesy ihany va no efa nitenenan'i Jehovah? tsy izahay koa va no nitenenany? Dia ren'i Jehovah izany.