Numbers 12:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nidina tamin’ny andry rahona NY TOMPO ka nijoro teo am-baravaran’ny tranolay; dia niantso an’i Arona sy i Miriama Izy ka nivoaka ny toby izy mianadahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Iaveh nidina tamin’ny andry rahona, ka nitoetra teo am-baravaran’ny trano lay. Niantso an’i Aarôna sy i Maria izy, dia nandroso izy mianadahy ireo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nidina tanatin’ny andry rahona ny TOMPO ka nijoro teo am-baravaran’ny Tranolay ary niantso an’i Aharôna sy i Miriama. Dia samy nandroso izy mianadahy,
Malagasy Bible 1865
Ary andri-rahona no nidinan'i Jehovah, ka nitsangana teo am-baravaran'ny trano-lay Izy; dia niantso an'i Arona sy Miriama Izy, ka nivoaka izy mianadahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nidina tamin’ny andry rahona NY TOMPO ka nijoro teo am-baravaran’ny tranolay; dia niantso an’i Arona sy i Miriama Izy ka nivoaka ny toby izy mianadahy.
malagasy
Ary andri-rahona no nidinan'i Jehovah, ka nitsangana teo am-baravaran'ny trano-lay Izy; dia niantso an'i Arona sy Miriama Izy, ka nivoaka izy mianadahy.