Numbers 12:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nirehitra tamin’izy mianadahy ny fahatezeran’NY TOMPO ary lasa Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nirehitra tamin’izy mianadahy ny fahatezeran’i Iaveh, ka lasa Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tezitra mafy tamin’izy mianadahy ny TOMPO ka lasa nandeha.
Malagasy Bible 1865
Dia nirehitra ny fahatezeran'i Jehovah tamin'izy mianadahy, ka niala Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nirehitra tamin’izy mianadahy ny fahatezeran’NY TOMPO ary lasa Izy.
malagasy
Dia nirehitra ny fahatezeran'i Jehovah tamin'izy mianadahy, ka niala Izy.