Numbers 13:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niteny tamin’i Môizy i Iaveh ka nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO ka nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy, ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy hoe:
malagasy
[Ny amin'ny mpisafo-tany] Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy, ka nanao hoe: