Numbers 14:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hamely azy amin’ny areti-mandringana Aho ka hanary azy tsy hanan-dova, fa hanao anao ho firenena lehibe sy mahery noho izy kosa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hasiako amin’ny pesta sy hofongorako izy, ary ianao, dia hataoko firenena lehibe sy mahery lavitra noho izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hamely azy amin’ny pesta Aho ka hamongotra azy; ianao kosa hataoko firenen-dehibe sy matanjaka noho izy.
Malagasy Bible 1865
Hamely azy amin'ny areti-mandringana Aho ka hamongotra azy, fa hanao anao ho firenena lehibe sy mahery noho izy kosa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hamely azy amin’ny areti-mandringana Aho ka hanary azy tsy hanan-dova, fa hanao anao ho firenena lehibe sy mahery noho izy kosa.
malagasy
Hamely azy amin'ny areti-mandringana Aho ka hamongotra azy, fa hanao anao ho firenena lehibe sy mahery noho izy kosa.