Numbers 14:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Mosesy tamin’NY TOMPO: Ny Ejiptiana anefa dia efa nandre fa ny herinao no nitondranao ity firenena ity niakatra avy teo aminy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Môizy tamin’i Iaveh: «Efa ren’ny Ejiptianina, fa ny herinao no nitondranao ity vahoaka ity niakatra avy tany afovoany; ary efa nolazainy tamin’ny mponina amin’ity tany ity izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ny navalin’i Mosesy ny TOMPO: –Fantatry ny Ejiptianina fa ny herinao no namoahanao ity vahoaka ity hiala teo aminy.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Mosesy tamin'i Jehovah: Dia ho ren'ny Egyptiana izany; fa ny herinao no nitondranao ity firenena ity nivoaka avy teo aminy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Mosesy tamin’NY TOMPO: Ny Ejiptiana anefa dia efa nandre fa ny herinao no nitondranao ity firenena ity niakatra avy teo aminy
malagasy
Dia hoy Mosesy tamin'i Jehovah: Dia ho ren'ny Egyptiana izany; fa ny herinao no nitondranao ity firenena ity nivoaka avy teo aminy,