Numbers 14:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha mahafaty ity firenena ity toy ny olona iray Ianao dia hiteny ny Jentilisa izay nandre ny lazanao hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa raha vonoinao toy ny singan’olona ity vahoaka ity, ny firenena izay nandre filazana momba Anao dia hanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny, raha indray hofongoranao ny vahoakanao, dia hiteny ireo firenena efa nahafantatra ny lazanao ka hanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Fa raha mahafaty ity firenena ity toy ny olona iray Hianao, dia hiteny ny jentilisa, izay nandre ny lazanao, ka hanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha mahafaty ity firenena ity toy ny olona iray Ianao dia hiteny ny Jentilisa* izay nandre ny lazanao hoe:
malagasy
Fa raha mahafaty ity firenena ity toy ny olona iray Hianao, dia hiteny ny jentilisa, izay nandre ny lazanao, ka hanao hoe: