Numbers 14:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, aoka hiseho ny halehiben’ny herin’NY TOMPO, araka ilay teninao hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny, aoka hiseho ho lehibe ny fahefan’ny Tompo, araka ilay voalazanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ankehitriny, Tompo ô, mitalaho aminao aho, asehoy ny herinao araka ny teninao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary ankehitriny, aoka hiseho ny halehiben'ny herin'ny Tompo, araka ilay teninao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, aoka hiseho ny halehiben’ny herin’NY TOMPO, araka ilay teninao hoe:
malagasy
Ary ankehitriny, aoka hiseho ny halehiben'ny herin'ny Tompo, araka ilay teninao hoe: