Numbers 14:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahari-po NY TOMPO sady be famindrampo, mamela heloka sy fahadisoana, kanefa tsy mety manamarina ny meloka, fa mamaly ny heloky ny ray amin’ny zanaka hatramin’ny zafiafy sy ny zafindohalika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ela vao mitezitra i Iaveh, ary sesehena ny hatsaram-pony: mamela ny heloka sy ny fahotana izy, nefa tsy nataony ho tsy manan-tsiny ny meloka, fa mamaly ny heloky ny ray amin’ny zanaka, hatramin’ny taranaka fahatelo sy fahefatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izaho no TOMPO Izay tsy mora tezitra sady be fitiavana fa mahazaka ny heloka sy ny fikomiana. Kanefa tsy afa-maina ny meloka, fa ny heloky ny olona kosa dia valiako amin’ny taranany hatramin’ny zafindohalika.»
Malagasy Bible 1865
Mahari-po Jehovah sady be famindram-po, mamela heloka sy fahadisoana, kanefa tsy mety manamarina ny meloka, fa mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka hatramin'ny zafiafy sy ny zafindohalika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahari-po NY TOMPO sady be famindrampo, mamela heloka sy fahadisoana, kanefa tsy mety manamarina ny meloka, fa mamaly ny heloky ny ray amin’ny zanaka hatramin’ny zafiafy sy ny zafindohalika.
malagasy
Mahari-po Jehovah sady be famindram-po, mamela heloka sy fahadisoana, kanefa tsy mety manamarina ny meloka, fa mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka hatramin'ny zafiafy sy ny zafindohalika.