Numbers 14:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mifona aminao aho, mamelà ny helok’ity firenena ity araka ny halehiben’ny famindramponao sy araka ny namelanao ny helok’ity firenena ity hatrany Ejipta ka mandraka ankehitriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avelao ny helok’ity vahoaka ity, araka ny halehiben’ny famindram-ponao toy ny efa namelanao an’ity vahoaka ity, hatrany Ejipta ka hatreto!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tompo ô, araka ny halehiben’ny fitiavanao, dia mamelà ny fahotan’ny vahoakanao tahaka ny efa namelanao ny fahotany hatrany Ejipta ka hatraty.
Malagasy Bible 1865
Mifona aminao aho, mamelà ny helok'ity firenena ity araka ny halehiben'ny famindram-ponao, sy araka ny namelanao ny helok'ity firenena ity hatrany Egypta ka mandraka ankehitriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mifona aminao aho, mamelà ny helok’ity firenena ity araka ny halehiben’ny famindramponao sy araka ny namelanao ny helok’ity firenena ity hatrany Ejipta ka mandraka ankehitriny.
malagasy
Mifona aminao aho, mamelà ny helok'ity firenena ity araka ny halehiben'ny famindram-ponao, sy araka ny namelanao ny helok'ity firenena ity hatrany Egypta ka mandraka ankehitriny.