Numbers 14:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nimonomonona tamin’i Mosesy sy i Arona ny Zanak’Israely rehetra ka hoy ny fiangonana manontolo taminy: Tahaka izay isika mba maty tany amin’ny tany Ejipta ihany; na mba maty tatỳ amin’ity tany efitra ity!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nimonomonona tamin’i Môizy sy i Aarôna ny zanak’i Israely rehetra, ka hoy ny fiangonana rehetra tamin’izy ireo: «Inay anie izahay maty tany an-tany Ejipta, na inay anie izahay maty atỳ amin’ity efitra ity.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nimonomonona tamin’i Mosesy sy I Aharôna ny Israelita rehetra ka nanao hoe: –Tsara kokoa ho antsika ny maty tany Ejipta na koa maty tatỳ an-taniefitra.
Malagasy Bible 1865
Dia nimonomonona tamin'i Mosesy sy Arona ny Zanak'Isiraely rehetra, ka hoy ny fiangonana rehetra taminy; Inay anie isika mba maty tany amin'ny tany Egypta ihany; na inay anie isika mba maty tatỳ amin'ity efitra ity!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nimonomonona tamin’i Mosesy sy i Arona ny Zanak’Israely rehetra ka hoy ny fiangonana manontolo taminy: Tahaka izay isika mba maty tany amin’ny tany Ejipta ihany; na mba maty tatỳ amin’ity tany efitra ity!
malagasy