Numbers 14:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy NY TOMPO: Efa navelako araka ny teninao izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Iaveh: «Mamela araka ny hatakao Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny TOMPO hoe: –Mamela azy araka ny fangatahanao Aho.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jehovah: Efa navelako araka ny teninao izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy NY TOMPO: Efa navelako araka ny teninao izany.
malagasy
Dia hoy Jehovah: Efa navelako araka ny teninao izany.