Numbers 14:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa raha velona koa Aho ka mameno ny tany rehetra ny voninahitry NY TOMPO,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanefa velona Aho, ary ho feno ny voninahitr’i Iaveh ny tany rehetra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa velona Aho ary feno ny voninahitra maha TOMPO Ahy ny tany tontolo, koa mianiana Aho fa tsy hisy hiditra amin’io tany io ireo olona ireo.
Malagasy Bible 1865
Kanefa raha velona koa Aho, ka ho feno ny voninahitr'i Jehovah ny tany rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa raha velona koa Aho ka mameno ny tany rehetra ny voninahitry NY TOMPO,
malagasy
Kanefa raha velona koa Aho, ka ho feno ny voninahitr'i Jehovah ny tany rehetra,