Numbers 14:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ireo lehilahy rehetra ireo izay nahita ny voninahitro sy ireo famantarako izay nataoko tany Ejipta sy tany an-tany efitra kanefa naka fanahy Ahy efa impolo kely izao ka tsy nihaino ny feoko,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka ireo olona rehetra nahita ny voninahitro amam-pahagagana nataoko tany Ejipta sy tany an’efitra, ireo izay efa naka fanahy Ahy impolo sahady, sady tsy nihaino ny feoko,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahita ny voninahitro sy ny asa mahagaga nataoko tany Ejipta sy tany an-taniefitra izy ireo, nefa tsy nitsahatra naka fanahy Ahy tamin’ny tsy fihainoany ny teniko;
Malagasy Bible 1865
ireo lehilahy rehetra ireo, izay nahita ny voninahitro sy ny famantarako izay nataoko tany Egypta sy tany an-efitra, nefa naka fanahy Ahy izao im-polo izao, ka tsy nihaino ny feoko,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ireo lehilahy rehetra ireo izay nahita ny voninahitro sy ireo famantarako izay nataoko tany Ejipta sy tany an-tany efitra kanefa naka fanahy Ahy efa impolo kely izao ka tsy nihaino ny feoko,
malagasy
ireo lehilahy rehetra ireo, izay nahita ny voninahitro sy ny famantarako izay nataoko tany Egypta sy tany an-efitra, nefa naka fanahy Ahy izao im-polo izao, ka tsy nihaino ny feoko,