Numbers 14:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia tsy hisy hahita ny tany izay nianianako tamin’ny razany homena azy; eny, izay rehetra namingavinga Ahy dia samy tsy hahita izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia tsy hahita mihitsy ny tany nampanantenaiko ny razany tamim-pianianana. Tsy misy hahita izany ireo naniratsira Ahy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
koa satria efa nanamavo Ahy izy, dia tsy hisy hahita ny tany izay nampanantenaiko ny razany.
Malagasy Bible 1865
dia tsy hahita mihitsy ny tany izay nianianako tamin'ny razany homena azy; eny, izay rehetra namotsifotsy Ahy dia samy tsy hahita izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia tsy hisy hahita ny tany izay nianianako tamin’ny razany homena azy; eny, izay rehetra namingavinga Ahy dia samy tsy hahita izany.
malagasy
dia tsy hahita mihitsy ny tany izay nianianako tamin'ny razany homena azy; eny, izay rehetra namotsifotsy Ahy dia samy tsy hahita izany.