Numbers 14:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny amin’i Kaleba mpanompoko kosa, satria fanahy hafa no tao aminy ka tanteraka tamin’ny fanarahana Ahy izy, dia hoentiko ho any amin’ny tany izay efa nalehany izy ary ny taranany no handova izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Kaleba mpanompoko kosa, izay nanana hevitra hafa, ary niraikitra tsy nivadika tamiko, dia hampidiriko any amin’ny tany efa nalehany, ary hanana izany ny taranany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Kaleba mpanompoko, izay nanam-panahy hafa ka tsy nisalasala nanaraka Ahy, dia hampidiriko any amin’ny tany efa nalehany; ary hahazo izany tany izany ny taranany,
Malagasy Bible 1865
Fa ny amin'i Kaleba mpanompoko kosa, satria fanahy hafa no tao aminy, ka tanteraka tamin'ny fanarahana Ahy izy, dia ho entiko ho any amin'ny tany izay nalehany izy, ary ny zanany handova izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny amin’i Kaleba mpanompoko kosa, satria fanahy hafa no tao aminy ka tanteraka tamin’ny fanarahana Ahy izy, dia hoentiko ho any amin’ny tany izay efa nalehany izy ary ny taranany no handova izany.
malagasy
Fa ny amin'i Kaleba mpanompoko kosa, satria fanahy hafa no tao aminy, ka tanteraka tamin'ny fanarahana Ahy izy, dia ho entiko ho any amin'ny tany izay nalehany izy, ary ny zanany handova izany.