Numbers 14:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny Amalekita sy ny Kananita no mponina ao amin’ny lohasaha. Koa rahampitso dia miverena ianareo ka mankanesa any an-tany efitra amin’ny lalana mankany amin’ny Ranomasina Mena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Amalesita sy ny Kananeanina no monina amin’ny lohasaha; koa rahampitso mihodìna ianareo ary miaingà ho any an’efitra amin’ny lalan’ny Ranomasina Mena.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa ny Hamalekita sy ny Kanahanita kosa honina amin’ny lemaka. Koa rahampitso, miverena indray ianareo ka mankanesa any an-taniefitra amin’ny lalana mankany amin’ny Ranomasin’ny Volotara.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Amalekita sy ny Kananita no mponina eo amin'ny lohasaha; koa rahampitso dia miverena ianareo, ka mankanesa any an-efitra amin'ny lalana mankany amin'ny Ranomasina Mena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny Amalekita sy ny Kananita no mponina ao amin’ny lohasaha. Koa rahampitso dia miverena ianareo ka mankanesa any an-tany efitra amin’ny lalana mankany amin’ny Ranomasina Mena.
malagasy
Ary ny Amalekita sy ny Kananita no mponina eo amin'ny lohasaha; koa rahampitso dia miverena ianareo, ka mankanesa any an-efitra amin'ny lalana mankany amin'ny Ranomasina Mena.