Numbers 14:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandra-pahoviana no mbola handeferako amin’izao fiangonana ratsy mimonomonona Amiko izao? Efa reko ny fimonomononan’ny Zanak’Israely Amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mandra-pahoviana no handeferako ity fiangonana ratsy mimonomonona amiko ity? Reko ny fimonomononana ataon’ny zanak’i Israely amiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Mandra-pahoviana no mbola handeferako fimonomononan’ity fiangonana ratsy ity amiko? Efa mankadilo ny sofiko ny fimonomononany amiko.
Malagasy Bible 1865
Mandra-pahoviana no mbola handeferako amin'izao fiangonana ratsy mimonomonona amiko izao? Efa reko ny fimonomononan'ny Zanak'Isiraely, izay imonomononany amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandra-pahoviana no mbola handeferako amin’izao fiangonana ratsy mimonomonona Amiko izao? Efa reko ny fimonomononan’ny Zanak’Israely Amiko.
malagasy
Mandra-pahoviana no mbola handeferako amin'izao fiangonana ratsy mimonomonona amiko izao? Efa reko ny fimonomononan'ny Zanak'Isiraely, izay imonomononany amiko.