Numbers 14:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lazao aminy hoe: Raha velona koa Aho, hoy NY TOMPO, dia araka izay nolazainareo teo an-tsofiko no hataoko aminareo:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lazao amin’izy ireo hoe: Velona Aho, hoy i Iaveh; hataoko aminareo izay noteneninareo tamin’ny sofiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandehana lazao aminy hoe: «Velona Izaho TOMPO, ka mianiana fa araka ny teny izay reko taminareo ihany no hataoko aminareo.
Malagasy Bible 1865
Lazao aminy hoe: Raha velona koa Aho, hoy Jehovah, dia araka izay nolazainareo teo anatrehako no hataoko aminareo:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lazao aminy hoe: Raha velona koa Aho, hoy NY TOMPO, dia araka izay nolazainareo teo an-tsofiko no hataoko aminareo:
malagasy
Lazao aminy hoe: Raha velona koa Aho, hoy Jehovah, dia araka izay nolazainareo teo anatrehako no hataoko aminareo: