Numbers 14:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia tsy hisy ho tonga any amin’ny tany izay nananganako tanana hamponenana anareo, afa-tsy i Kaleba, zanak’i Jefone sy i Josoa, zanak’i Nona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia tsy hisy hiditra amin’ny tany izay nianianako fa hamponenana anareo, afa-tsy i Kaleba, zanak’i Jefone, sy i Jôsoe zanak’i Nona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mianiana Aho fa tsy hisy hiditra amin’ny tany izay efa nampanantenaiko hamponenana anareo ianareo, afa-tsy i Kaleba zanakalahin’i Jefonè sy i Josoa zanakalahin’i Nona;
Malagasy Bible 1865
dia tsy ho tonga mihitsy any amin'ny tany izay nananganako tanana hamponenana anareo, afa-tsy Kaleba, zanak'i Jefone, sy Josoa, zanak'i Nona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia tsy hisy ho tonga any amin’ny tany izay nananganako tanana hamponenana anareo, afa-tsy i Kaleba, zanak’i Jefone sy i Josoa, zanak’i Nona.
malagasy
dia tsy ho tonga mihitsy any amin'ny tany izay nananganako tanana hamponenana anareo, afa-tsy Kaleba, zanak'i Jefone, sy Josoa, zanak'i Nona.