Numbers 14:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny zanakareo madinika kosa, izay nolazainareo fa ho babo, dia izy ireo no hoentiko miditra ary izy ireo no hahalala ny tany izay nolavinareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny zanakareo, izay nolazainareo hoe ho lasan-ko babo, no hampidiriko any; dia izy ireo no hahalala ny tany izay nataonareo tsinontsinona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny zanakareo madinika izay voalazanareo fa ho lasan-ko babo kosa dia hoentiko mankany; ireo no hahafantatra ny tany izay tsy noraharahainareo.
Malagasy Bible 1865
Fa ny zanakareo madinika kosa, izay nolazainareo fa ho babo, dia izy no ho entiko miditra, ary izy no hahalala ny tany izay nolavinareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny zanakareo madinika kosa, izay nolazainareo fa ho babo, dia izy ireo no hoentiko miditra ary izy ireo no hahalala ny tany izay nolavinareo.
malagasy
Fa ny zanakareo madinika kosa, izay nolazainareo fa ho babo, dia izy no ho entiko miditra, ary izy no hahalala ny tany izay nolavinareo.