Numbers 14:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny aminareo dia hiampatrampatra atỳ amin’ity tany efitra ity ny fatinareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny anareo kosa, dia ny fatinareo no hiampatrampatra atỳ an’efitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo izany ho faty ka hiampatrampatra amin’ity taniefitra ity;
Malagasy Bible 1865
Fa ny aminareo, dia hiampatrampatra amin'ity efitra ity ny fatinareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny aminareo dia hiampatrampatra atỳ amin’ity tany efitra ity ny fatinareo;
malagasy
Fa ny aminareo, dia hiampatrampatra amin'ity efitra ity ny fatinareo;