Numbers 14:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny zanakareo dia hirenireny toy ny mpiandry ondry atỳ an-tany efitra nandritra ny efapolo taona ka hiharan’ny valin’ny fijangajanganareo, mandra-pahafatinareo rehetra atỳ an-tany efitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny zanakareo hiroaka ny biby fiompy any an’efitra, mandritra ny efapolo taona, fa hivesatra ny valin’ny fivadihanareo izy mandra-pahalevona ny fatinareo rehetra atỳ an’efitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny zanakareo kosa dia ho mpiandry ondry atỳ mandritra ny efapolo taona. Izy ireo no hizaka ny vokatry ny fivadihanareo mandrapahafatinareo rehetra atỳ an-taniefitra.
Malagasy Bible 1865
ary ny zanakareo hirenireny toy ny mpiandry ondry atỳ an-efitra efa-polo taona ka hiharan'ny valin'ny fijangajanganareo, mandra-pahafatinareo rehetra atỳ an-efitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny zanakareo dia hirenireny toy ny mpiandry ondry atỳ an-tany efitra nandritra ny efapolo taona ka hiharan’ny valin’ny fijangajanganareo, mandra-pahafatinareo rehetra atỳ an-tany efitra.
malagasy
ary ny zanakareo hirenireny toy ny mpiandry ondry atỳ an-efitra efa-polo taona ka hiharan'ny valin'ny fijangajanganareo, mandra-pahafatinareo rehetra atỳ an-efitra.