Numbers 14:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Araka ny isan’ny andro efapolo izay nisafoanareo ny tany, nefa ny andro iray hosoloana taona iray, dia araka izany no hitondranareo ny helokareo efapolo taona ka ho fantatrareo ny fandavako anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Araka ny efapolo andro nisafoanareo ny tany - fa soloana taona iray ny andro iray, no hivesaranareo efapolo taona ny hadisoanareo, ka dia ho hitanareo izany hoe fihatahako aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efapolo andro no nisafoanareo ny tany; koa dia mandritra ny efapolo taona kosa no hitondranareo ny vokatry ny fahotanareo, izany hoe taona iray isaky ny andro iray. Ka dia ho fantatrareo tsara ny dikan’ny faniniako anareo.
Malagasy Bible 1865
Araka ny isan'ny andro efa-polo izay nisafoanareo ny tany, ka ny andro iray hosoloana taona iray no hitondranareo ny helokareo efa-polo taona; ka dia ho fantatrareo ny fahafoizako anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Araka ny isan’ny andro efapolo izay nisafoanareo ny tany, nefa ny andro iray hosoloana taona iray, dia araka izany no hitondranareo ny helokareo efapolo taona ka ho fantatrareo ny fandavako anareo.
malagasy
Araka ny isan'ny andro efa-polo izay nisafoanareo ny tany, ka ny andro iray hosoloana taona iray no hitondranareo ny helokareo efa-polo taona; ka dia ho fantatrareo ny fahafoizako anareo.