Numbers 14:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ireo lehilahy izay nirahin’i Mosesy hisafo ny tany, dia izay niverina ka nahatonga ny fiangonana manontolo himonomonona tamin’i Mosesy, satria nilaza ratsy ny tany izy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo lehilahy nirahin’i Môizy hisafo ny tany, ka nampimonomonona ny fiangonana rehetra taminy nony tafaverina, fa nanao laza ratsy ny tany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao kosa ny amin’ny lehilahy izay nirahin’i Mosesy hisafo ny tany ka nony tafaverina, dia nampimonomonona ny fiangonana hanome tsiny an’i Mosesy:
Malagasy Bible 1865
Ary ny lehilahy izay nirahin'1 Mosesy hisafo ny tany, dia izay niverina ka nampimonomonona ny fiangonana rehetra tamin'i Mosesy, satria nanao laza ratsy ny tany izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ireo lehilahy izay nirahin’i Mosesy hisafo ny tany, dia izay niverina ka nahatonga ny fiangonana manontolo himonomonona tamin’i Mosesy, satria nilaza ratsy ny tany izy,
malagasy
Ary ny lehilahy izay nirahin'1 Mosesy hisafo ny tany, dia izay niverina ka nampimonomonona ny fiangonana rehetra tamin'i Mosesy, satria nanao laza ratsy ny tany izy,