Numbers 14:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ireny nilaza ratsy ny tany ireny dia matin’areti-mandringana teo anatrehan’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ireo lehilahy ireo izay nanao laza ratsy ny tany dia maty voan’ny loza teo anatrehan’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
maty tampoka teo anatrehan’ny TOMPO ireny, satria nanao laza ratsy ny tany.
Malagasy Bible 1865
dia matin'ny areti-mandringana teo anatrehan'i Jehovah ireny lehilahy nilaza ratsy ny tany ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ireny nilaza ratsy ny tany ireny dia matin’areti-mandringana teo anatrehan’NY TOMPO.
malagasy
dia matin'ny areti-mandringana teo anatrehan'i Jehovah ireny lehilahy nilaza ratsy ny tany ireny.